Azonao atao ny mifandray amiko raha raha te ahafantatra ny saran’ny asa fandikan-teny ataoko ianao. Ary maimaimpoana ny fanaovana izany.

Fisaorana mialoha no atolotro anao amin’ny fitsidihanao ity tranokala ity. Zava-dehibe amiko ny fotoana lanianao eto. Hiezaka aho ny hamaly izay fanontaniana apetrakao, araka izay haingana tratrako.

Raha mila fanazavana

Aza misalasala mandefa mailaka na miantso ahy mivantana.

Adiresy mailaka

fetra.odilson@gmail.com

Finday

+261 34 80 292 11

Raha asa mila vitaina maika

Tsara kokoa raha tonga dia mandefa mailaka na miantso avy hatrany.

Na fenoy ny takelaka etsy ambany.

Hiezaka aho ny hamaly anao araka izay haingana tratrako. Mankasitraka tompoko.