MOMBA AHY

Mpandika teny Anglisy-Frantsay-Malagasy no asako. Manana traikefa 8 taona mahery aho amin’ity sehatrasa ity.

Anjerimanontolo

2012-2013: Master 1 momba ny Sociolinguistiques (Département d’Études Anglophones, Oniversiten’Antananarivo

Diplaoma

Septembra 2012: Licence amin’ny Asa fandikan-teny, Haitantana sy Serasera anaty orinasa (ESP), Département d’Études Anglophones, Oniversiten’Antananarivo.

Ireo efa vitako

Singan-teny 8 000 000 no efa vitako dika teny raha miisa 400 kosa ny asa nandraiketako tamin’izany nanomboka ny taona 2014

Fandikan-teny an-tsoratra
MTPE
AQ, Fanitsiana, Famoronana Lahatsoratra
Fandikan-teny am-bava

Mpanjifa :

Manampy ny orinasa majinika sy ny olon-tsotra aho amin’ny fandrafetana sy fanatsarana lahatsoratra voadika amin’ny sarany mirary, na io taratasy pejy iray na tetikasa goavana ilàna rindrankajy manokana (CAT tools) toy ny SDL TRADOS Studio, CafeTran Espresso, MemoQ ary Memsource/Phrase.

Ireto tenim-pirenena manaraka ireto no iasako :

Anglisy <> Frantsay

Anglisy : miisa 1,35 lavitrisa eo ny olona mampiasa azy manerantany.

Frantsay : miisa 321 tapitrisa eo ny olona mampiasa azy manerantany.

Malagasy <> Anglisy

Malagasy : 30 tapitrisa eo no isan’ny vahoaka Malagasy amin’izao.

Anglisy : miisa 1,35 lavitrisa eo ny olona mampiasa azy manerantany.

Malagasy <> Frantsay

Malagasy : 30 tapitrisa eo no isan’ny vahoaka Malagasy amin’izao.

Frantsay : miisa 321 tapitrisa eo ny olona mampiasa azy manerantany.

IREO SEHATRASA VOAFEHIKO

Tranokala/Aterineto

Varotra

Fizahantany

Finoana

Pôlitika

Taratasim-panjakana

Ireo antony isafidiananao ahy

Kalitao

Raha hiresaka fitsipi-pitondrantena arak’asa isika dia isan’ny zava-dehibe amiko ny mamita asa voavoatra sy tsara kalitao.

Asa vita ara-potoana

Hajaiko hatrany ny lamina sy fetra ara-potoana izay apetraky ny mpanjifako amin’ny asa fandikan-teny izay ampanaovina ahy.

Tsiambaratelo

Manaja tanteraka ny tsiambaretelon’ny asa sy ny olona manome asa ahy aho, ary tandrovako toy ny anakandriamaso izany.

Mila mpandika teny Matihanina amin’ny teny Anglisy, Frantsay ary Malagasy ve ianao?

Inty aho, afaka manampy anao!

Azonao atao ny mandefa mailaka aty amiko amin’ny fetra.odilson@gmail.com na miantso ahy mivantana (raha asa maika) amin’ny laharana 034 80 292 11.