Ireo efa vitako
Singan-teny 8 000 000 no efa vitako dika teny raha miisa 400 kosa ny asa nandraiketako tamin’izany nanomboka ny taona 2014
Mpanjifa :
Manampy ny orinasa majinika sy ny olon-tsotra aho amin’ny fandrafetana sy fanatsarana lahatsoratra voadika amin’ny sarany mirary, na io taratasy pejy iray na tetikasa goavana ilàna rindrankajy manokana (CAT tools) toy ny SDL TRADOS Studio, CafeTran Espresso, MemoQ ary Memsource/Phrase.
Ireto tenim-pirenena manaraka ireto no iasako :
Anglisy <> Frantsay
Anglisy : miisa 1,35 lavitrisa eo ny olona mampiasa azy manerantany.
Frantsay : miisa 321 tapitrisa eo ny olona mampiasa azy manerantany.
Malagasy <> Anglisy
Malagasy : 30 tapitrisa eo no isan’ny vahoaka Malagasy amin’izao.
Anglisy : miisa 1,35 lavitrisa eo ny olona mampiasa azy manerantany.
Malagasy <> Frantsay
Malagasy : 30 tapitrisa eo no isan’ny vahoaka Malagasy amin’izao.
Frantsay : miisa 321 tapitrisa eo ny olona mampiasa azy manerantany.